|
|
|
|

Teny iditra1  herinandro ambony
Singan-teny  2 herina, 3 andro, 4 ambony
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 next week [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 la semaine prochaine [1.8]
Ohatra  8  Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356#178]
9  Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606#223]
10  Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472#14]
Voambolana  11  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11